<-
->

Isa / Iz 38:3 And said, Remember now, O Lord, I beseech thee, how I have walked before thee in truth and with a perfect heart, and have done that which is good in thy sight. And Hezekiah wept sore. hoe: Jehovah ô, enga anie ka hotsarovanao ny nandehanako teo anatrehanao tamin' ny fahamarinana sy tamin' ny foko rehetra ary ny nanaovako izay tsara eo imasonao Dia nitomany mafy dia mafy izy. Iaveh ô, tsarovy fa nandeha teo anatrehanao tamim-pahamarinana sy firaiketam-po aminao aho, ary nanao izay tsara eo imasonao. Sady nitomany nanao ranomaso havozona Ezekiasa. " Ah! Yahvé, souviens-toi, de grâce, que je me suis conduit fidèlement et en toute probité de coeur devant toi, et que j' ai fait ce qui était bien à tes yeux. " Et Ézéchias versa d' abondantes larmes.