<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 39:1 | At that time |
Tamin' izany andro izany no nampitondran' i Merodaka-baladana, zanak' i Baladana, mpanjakan' i Babylona, taratasy sy fanomezana ho an' i Hezekia; fa efa reny fa narary izy ka sitrana. | Tamin' izany andro izany, Merodaka-Baladana, zank' i Baladana mpanjakan' i Babilona, nampitondra taratasy amam-panomezana ho an' i Ezekiasa, fa efa reny ny naharariany sy ny nahasitranany. | En ce temps-là, |