<-
->

Isa / Iz 44:2 Thus saith the Lord that made thee, and formed thee from the womb, which will help thee; Fear not, O Jacob, my servant; and thou, Jesurun, whom I have chosen. Izao no lazain' i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona, izay nofidiko; Izao no lazain' ny Tompo, izay nanao anao, sy namorona anao hatrany am-bohoka, sady namonjy anao. Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, ry Israeliko, izay nofidiko! Ainsi parle Yahvé, qui t' a fait, qui t' a modelé dès le sein maternel, qui te soutient. Sois sans crainte, Jacob mon serviteur, Yeshurûn que j' ai choisi.