<-
->

Isa / Iz 57:5 Enflaming yourselves with idols under every green tree, slaying the children in the valleys under the clifts of the rocks? Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo amin' ny hazo terebinta eny ambanin' ny hazo maitso rehetra, ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin' ny tsefatsefaky ny harambato. Mirehidrehitra hianareo eo ambanin' ny terebinta, sy eny ambanin' izao hazo maitso rehetra izao! Mamono zaza eny an-dohasaha, ambanin' ny tsefatsefa-karambato! Vous qui vous excitez près des térébinthes, sous tout arbre verdoyant, qui immolez des enfants dans les torrents, sous les fissures des rochers.