<-
->

Isa / Iz 62:1 For Zion' s sake will I not hold my peace, and for Jerusalem' s sake I will not rest, until the righteousness thereof go forth as brightness, and the salvation thereof as a lamp that burneth. Tsy hangina Aho noho ny amin' i Ziona, Ary tsy hitsaha-miteny Aho noho ny amin' i Jerosalema, mandra-piposaky ny fahamarinany tahaka ny famirapiratry ny mazava, ary ny famonjena azy tahaka ny fanilo mirehitra. Noho ny amin' i Siona tsy hangina aho, ary noho ny amin' i Jerosalema, tsy hiala sasatra aho, mandra-piposaky ny fahamarinany, hoatra ny hazavan' ny maraina; sy mandra-pamirapiratry ny famonjeny, hoatra ny fanilo. A cause de Sion je ne me tairai pas, à cause de Jérusalem je ne me tiendrai pas en repos, jusqu'à ce que sa justice jaillisse comme une clarté, et son salut comme une torche allumée.