<-
->

Isa / Iz 63:1 Who is this that cometh from Edom, with dyed garments from Bozrah? this that is glorious in his apparel, travelling in the greatness of his strength? I that speak in righteousness, mighty to save. Iza moa Ity avy any Edoma, dia avy any Bozra, ka mena mangatrakatraka ny fitafiany, dia Ity Izay mareva-pitafiana sy miandranandrana amin' ny haben ny heriny? Izaho Izay mitory fahamarinana sady manan-kery hamonjy. Iza moa ity avy any Edoma, avy any Bosra, mitafy mena midorehitra? Mamirapiratra izy amin' izany fitafiana izany, mijoro amin' ny haben' ny heriny. - Izaho ity, izay miteny amim-pahamarinana, sady manan-kery hamonjy. Quel est donc celui-ci qui vient d'Édom, de Boçra en habits éclatants, magnifiquement drapé dans son manteau, s' avançant dans la plénitude de sa force ? " C' est moi qui parle avec justice, qui suis puissant pour sauver. "