<-
->

Isa / Iz 65:18 But be ye glad and rejoice for ever in that which I create: for, behold, I create Jerusalem a rejoicing, and her people a joy. Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an' i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana. Aoka hifaly kosa hianareo, sy hanan-kafaliana mandrakizay, noho izay efa hohariko: fa indro aho hahary an' i Jerosalema ho an' ny fifaliana, sy ny vahoakany ho an' ny firavoravoana. Mais soyez pleins d' allégresse et exultez éternellement de ce que moi, je vais créer : car voici que je vais faire de Jérusalem une exultation et de mon peuple une allégresse.