<-
->

Isa / Iz 65:19 And I will rejoice in Jerusalem, and joy in my people: and the voice of weeping shall be no more heard in her, nor the voice of crying. Dia ho faly amin' i Jerosalema Aho sy ho ravoravo amin' ny oloko; ary ny feo mitomany tsy ho re any intsony, na ny feo mitaraina. Dia ho faly amin' i Jerosalema aho, sy ho ravoravo amin' ny vahoakako. Ka tsy misy ho re ao intsony, na ny feo mitomany na ny antsom-pahoriana. J' exulterai en Jérusalem, en mon peuple je serai plein d' allégresse, et l' on n' y entendra plus retentir les pleurs et les cris.