<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 8:22 | And they shall look unto the earth; and behold trouble and darkness, dimness of anguish; and they shall be driven to darkness. | Ary hijery ny tany izy, ka indro fahoriana sy fahamaizinana ary manjombona mahafadiranovana, Ary horoahina ho any amin' ny aizim-pito izy. Fa tsy hanjombona mandrakariva ilay efa nozoim-pahoriana. Tamin' ny taloha dia nataony tsinontsinona ny tany Zebolona sy ny tany Naftaly; Fa amin' ny aoriana kosa dia homeny voninahitra ny lalana eo amoron-dranomasina, any an-dafin' i Jordana, Dia Galilia, tanin' ny jentilisa. | Hanandratra ny masony any ambony, dia hanondrika azy amin' ny tany indray: Ka indro ny fahoriana, ny aizina, ny tebiteby mampanjombona; horoahina any amin' ny aizim-pito izy. | Puis il regardera vers la terre; et voici : angoisse, obscurité, nuit de détresse, ténèbres dissolvantes. |