<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 8:8 | And he shall pass through |
Dia himaona fatratra izy ka hihatra amin' ny Joda Ary hanafotra sady mbola hisondrotra ihany Mandra-pahatongany havozona; Ary ny fipasany eny an-daniny roa dia hanenika ny taninao, ry Imanoela ô. | ho tafatsofoka amin' i Jodà izy, ho tondraka sy hanafotra, hisondrontra mandra-pahatongany havozona, ary ny fivelaran' ny elany handrakotra ny tampon' ny taninao rehetra ry Emmanoela ô! | il passera en |