<-
->

Lev 1:11 And he shall kill it on the side of the altar northward before the Lord: and the priests, Aaron' s sons, shall sprinkle his blood round about upon the altar. Dia hamono azy eo avaratry ny alitara eo anatrehan' i Jehovah izy; ary ireo mpisorona, zanak' i Arona, dia hanopy ny rà manodidina amin' ny lafin' ny alitara. dia hovonoiny izy io eo amin' ny lafiny avaratry ny otely, eo anatrehan' ny Tompo, ary ny mpisorona zanak' i Aarona handraraka ny rà manodidina eo ambonin' ny otely. Il l' immolera sur le côté nord de l' autel, devant Yahvé, et les fils d' Aaron, les prêtres, feront couler le sang sur le pourtour de l' autel.