<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 11:44 | For I am the |
Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, dia manamasina ny tenanareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin' izay zavatra mandady na mikisaka amin' ny tany. | Fa izaho no Iaveh Andriamanitrareo, ka hanamasina ny tenanareo hianareo dia ho masina satria masina aho; aza mandoto ny tenanareo amin' izay biby rehetra mandady amin' ny tany. | Car c' est moi, |