<-
->

Lev 15:2 Speak unto the children of Israel, and say unto them, When any man hath a running issue out of his flesh, because of his issue he is unclean. Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Ny lehilahy rehetra izay marary mitsika dia haloto noho ny fitsihany. Mitenena amin' ny zanak' Israely ary lazao aminy hoe: Ny lehilahy rehetra marary mitsika, dia maloton' izany. Parlez aux Israélites, vous leur direz : Lorsqu' un homme a un écoulement sortant de son corps, cet écoulement est impur.