<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 21:1 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin' ireo mpisorona, zanak' i Arona, hoe: Aoka ianareo tsy hisy hiditra am-paty eo amin' ny fireneny, | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mitenena amin' ny mpisorona zanak' i Aarona ka lazao azy ireo hoe: Aza misy mandoto tena raha misy maty eo amin' ny fireneny, |