<-
->

Lev 22:4 What man soever of the seed of Aaron is a leper, or hath a running issue; he shall not eat of the holy things, until he be clean. And whoso toucheth any thing that is unclean by the dead, or a man whose seed goeth from him; Na iza na iza amin' ny taranak' i Arona no boka na marary mitsika dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Ary izay rehetra mikasika izay maloto amim-paty, na izay lehilahy nialan' ny azy, Ny olona rehetra amin' ny taranak' i Aarona, izay azon' ny habokana na marary mitsika dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Torak' izany koa izay nikasika olona voaloto, nikasika faty, izay nandeha rano maloto, Tout homme de la descendance d' Aaron qui sera atteint de lèpre ou d'écoulement ne mangera pas des choses saintes avant d'être purifié. Celui qui aura touché tout ce qu' un cadavre aura rendu impur, celui qui aura émis du liquide séminal,