<-
->

Lev 27:26 Only the firstling of the beasts, which should be the Lord' s firstling, no man shall sanctify it; whether it be ox, or sheep: it is the Lord' s. Fa ny voalohan-teraky ny biby fiompy, dia izay voalohan-teraka ho an' i Jehovah, aoka tsy hisy olona hanamasina izany, na omby, na ondry, na osy, fa an' i Jehovah izany. Tsy misy anefa mahazo manokana voalohan-teraky ny biby fiompiny, fa efa an' ny Tompo rahateo izany noho ny mahavoalohan-teraka azy, ka na omby, na ondry dia efa an' ny Tompo izany. Nul, toutefois, ne pourra de son bétail consacrer un premier-né qui de droit appartient à Yahvé ; gros ou petit bétail, il appartient à Yahvé.