<-
->

Lev 27:28 Notwithstanding no devoted thing, that a man shall devote unto the Lord of all that he hath, both of man and beast, and of the field of his possession, shall be sold or redeemed: every devoted thing is most holy unto the Lord. Kanefa ny zavatra rehetra izay atokan' ny olona ho an' i Jehovah amin' izay ananany, na olona, na biby fiompy, na tany izay fananany, dia tsy hamidy, na havotana; masina dia masina ho an' i Jehovah ny zavatra rehetra izay atokana. Izay rehetra natokan' ny olona nataony anatema ho an' ny Tompo amin' izay rehetra ananany, na olona na biby, na tany zara lovany, dia tsy ho azo hamidy na havotana, fa zava-masina dia masina an' ny Tompo avokoa izay rehetra natokana natao anatema. Cependant rien de ce qu' un homme dévoue par anathème à Yahvé ne peut être vendu ou racheté, rien de ce qu' il peut posséder en hommes, bêtes ou champs patrimoniaux. Tout anathème est chose très sainte qui appartient à Yahvé.