<-
->

Lev 27:30 And all the tithe of the land, whether of the seed of the land, or of the fruit of the tree, is the Lord' s: it is holy unto the Lord. Ary ny ampahafolon' ny vokatra rehetra ao amin' ny tany, na avy amin' ny tanimbary, na avy amin' ny saha, dia an' i Jehovah; masina ho an' i Jehovah izany. Ny ampahafolon' ny vokatra rehetra avy amin' ny tany, na ny avy amin' ny voa famafy amin' ny tany, na ny avy amin' ny voan' ny hazo, dia an' ny Tompo avokoa, zava-boatokana ho an' ny Tompo izany. Toute dîme du pays prélevée sur les produits de la terre ou sur les fruits des arbres appartient à Yahvé ; c' est une chose consacrée à Yahvé.