<-
->

Lev 4:18 And he shall put some of the blood upon the horns of the altar which is before the Lord, that is in the tabernacle of the congregation, and shall pour out all the blood at the bottom of the altar of the burnt offering, which is at the door of the tabernacle of the congregation. Ary hangalany koa ny rà ka hatentiny eo amin' ny tandroky ny alitara izay eo anatrehan' i Jehovah, dia ilay ao anatin' ny trano-lay fihaonana, ary ny rà sisa rehetra dia haidiny eo ambodin' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, izay eo am-baravaran' ny trano-lay fihaonana. hanentina rà ny tandroky ny otely, izay eo anatrehan' ny Tompo ao an-trano lay fihaonana, ary hanidina ny rà rehetra eo ambodin' ny otely fanaovan-tsorona dorana, izay eo anoloan' ny trano lay fihaonana. Il déposera alors un peu de ce sang sur les cornes de l' autel qui se trouve devant Yahvé dans la Tente du Rendez-vous, puis versera tout le sang à la base de l' autel des holocaustes qui est à l' entrée de la Tente du Rendez-vous.