<-
->

Lev 4:27 And if any one of the common people sin through ignorance, while he doeth somewhat against any of the commandments of the Lord concerning things which ought not to be done, and be guilty; Ary raha misy amin' ny vahoaka manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin' ny didin' i Jehovah amin' izay tsy tokony hatao ka meloka, Raha ny iray amin' ny sarambabem-bahoaka no nanota tsy nahy, nanao ny iray amin' ny zavatra noraran' ny Tompo tsy hatao, ka tonga meloka izy; Si c' est un homme du peuple du pays qui pèche par inadvertance et se rend coupable en faisant quelqu' une des choses interdites par les commandements de Yahvé