<-
->

Lev 4:35 And he shall take away all the fat thereof, as the fat of the lamb is taken away from the sacrifice of the peace offerings; and the priest shall burn them upon the altar, according to the offerings made by fire unto the Lord: and the priest shall make an atonement for his sin that he hath committed, and it shall be forgiven him. Ary hesoriny avokoa ny saborany rehetra, tahaka ny fanesorana ny saboran' ny zanak' ondry izay natao fanati-pihavanana, ary ny mpisorona handoro azy ho fofona eo ambonin' ny alitara, ambonin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany izay nataony, dia havela ny helony. Dia halany daholo ny sabora toy ny fanalàna ny saboran' ny zanak' ondry amin' ny sorom-pihavanana dia hodoran' ny mpisorona hanetona eo ambonin' ny otely, eo ambonin' ny sorona atao amin' ny afo, ho an' ny Tompo. Toy izany no hanaovan' ny mpisorona ny fanonerana ho an' izany olona izany noho ny ota nataony, dia ho voavela ny otany. Il en détachera toute la graisse comme on détache celle du mouton d' un sacrifice de communion, et le prêtre fera ainsi sur l' homme le rite d' expiation pour le péché qu' il a commis, et il lui sera pardonné.