<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 5:17 | And if a soul sin, and commit any of these things which are forbidden to be done by the commandments of the |
Ary raha misy olona manota, satria manao izay tsy tokony hatao ka mandika ny anankiray amin' ny didin' i Jehovah, nefa tsy fantany izany, ka mahameloka azy, ary mitondra ny helony izy, | Raha misy olona manota, fa nahavita tsy nahy ny anankiray amin' ny zavatra noraran' ny Tompo tsy hatao, dia ho meloka izy sady hivesatra ny otany. | Si quelqu' un pèche et fait sans s' en apercevoir l' une des choses interdites par les commandements de |