<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 6:9 | Command |
Ary izay sisa amin' ireny dia hohanin' i Arona sy ireo zanany, koa hataony mofo tsy misy masirasira, ary eo amin' izay fitoerana masina anankiray no hihinanany azy, dia eo anatin' ny kianjan' ny trano-lay fihaonana. | Izay sisa amin' ny fanatitra dia hohanin' i Aarona sy ny zanany; ka hohaniny tsy misy lalivay, eo amin' ny fitoerana masina, amin' ny kianjan' ny trano lay fihaonana. |