<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 8:14 | And he brought the bullock for the sin offering: and |
Ary nentiny nanatona koa ny vantotr' ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin' ny lohan' ny vantotr' ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota. | Dia nasainy naroso ny ombalahy hatao sorona noho ny ota, ka Aarona sy ny zanany nametra-tànana teo ambonin' ny lohan' ny ombalahy hatao sorona noho ny ota. | Puis il fit approcher le taureau du sacrifice pour le péché. |