<-
->

Lev 9:12 And he slew the burnt offering; and Aaron' s sons presented unto him the blood, which he sprinkled round about upon the altar. Dia namono ny fanatitra dorana Arona; ary ny zanany nanolotra azy ny rà dia nanopy izany manodidina tamin' ny lafin' ny alitara izy. Novonoiny koa ny sorona dorana ka nony natolotr' ireo zanak' i Aarona azy ny rà, dia naidiny manodidina tamin' ny otely. Il immola ensuite l' holocauste, dont les fils d' Aaron lui remirent le sang ; il le fit couler sur le pourtour de l' autel.