<-
->

Jer / Jr 1:11 Moreover the word of the Lord came unto me, saying, Jeremiah, what seest thou? And I said, I see a rod of an almond tree. Ary tonga tamiko indray ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Ry Jeremia, inona izao hitanao izao? Ary hoy izaho: Rantsan-kazo mahatsiaro no hitako. Dia izao no tenin' ny Tompo natao tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? ary hoy aho: Mahita rantsan' ny amandie aho. La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes : "Que vois-tu, Jérémie?" Je répondis : "Je vois une branche de veilleur."