<-
->

Jer / Jr 1:15 For, lo, I will call all the families of the kingdoms of the north, saith the Lord; and they shall come, and they shall set every one his throne at the entering of the gates of Jerusalem, and against all the walls thereof round about, and against all the cities of Judah. Fa, indro, hantsoiko firenena rehetra amin' ny fanjakana any avaratra, hoy Jehovah; dia ho tonga izy, ka samy hametraka ny seza fiandrianany eo anoloan' ny vavahadin' i Jerosalema avokoa hamelezany ny mandany rehetra manodidina sy ny tanàna rehetra any Joda. Fa inty aho miantso ny fianakaviana rehetra amin' ny fanjakana any avaratra, - teny marin' ny Tompo. Ka ho avy izy, ary samy hametraka ny seza fiandrianany eo am-pidiran' ny vavahadin' i Jerosalema, eo anoloan' ny mandany rehetra manodidina, ary eo anoloan' ny tanànan' i Jodà rehetra. car voici que j' appelle toutes les familles des royaumes du Nord, oracle de Yahvé. Ils viendront et chacun placera son trône à l' entrée des portes de Jérusalem, contre ses remparts, tout autour, et contre toutes les villes de Juda.