<-
->

Jer / Jr 10:16 The portion of Jacob is not like them: for he is the former of all things; and Israel is the rod of his inheritance: The Lord of hosts is his name. Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran' i Jakoba; Fa Mpamorona ny zavatra rehetra Izy; Ary ny Isiraely no firenena lovany; Jehovah, Tompon' ny maro, no anarany. Tsy mba toy izany ny anjaran' i Jakoba; fa Izy dia ilay namorona an' izao rehetra izao; ary Israely no firenena lovany; Iaveh' ny tafika no anarany. La Part de Jacob n' est pas comme elles, car il a façonné l' univers et Israël est la tribu de son héritage. Son nom est Yahvé Sabaot.