<-
->

Jer / Jr 10:22 Behold, the noise of the bruit is come, and a great commotion out of the north country, to make the cities of Judah desolate, and a den of dragons. Injany! misy siosion-teny hoe: Indro, tamy izy amin' ny fihorakorahana be avy any amin' ny tany avaratra mba hahatonga ny tanànan' ny Joda ho lao sy ho fonenan' ny amboadia. Misy tsaho sy siosion-teny! Injany tamy izy, misy tabataba be avy any amin' ny tany avaratra, hanova ny tanànan' i Jodà ho efitra, sy fieren' amboadia! Un bruit se fait entendre! Le voici! Un grand vacarme vient du pays du Nord pour réduire les villes de Juda en solitude, en repaire de chacals.