<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 11:7 | For I earnestly protested unto your fathers in the day that I brought them up out of the land of |
Fa nananatra mafy ny razanareo Aho tamin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka ambaraka androany; Eny, nifoha maraina koa Aho ka nananatra hoe: Mihainoa ny feoko. | Fa ny razanareo efa nanariko mafy; hatramin' ny andro nitondrako azy nivoaka avy any amin' ny tany Ejipta, ka mandraka androany; tsy nitsahatra ny nananatra azy ireo aho nanao hoe: Henoy ny feoko! | Car j' ai instamment averti vos pères, quand je les fis monter du pays d' |