<-
->

Jer / Jr 12:14 Thus saith the Lord against all mine evil neighbours, that touch the inheritance which I have caused my people Israel to inherit; Behold, I will pluck them out of their land, and pluck out the house of Judah from among them. Izao no lazain' i Jehovah ny amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanakaiky fonenena amiko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan' ny Isiraely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin' ny taniny ireo, ary ny taranak' i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy. Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo; ary hongotako hiala amin' izy ireo koa ny taranak' i Jodà. Ainsi parle Yahvé : C' est au sujet de tous mes mauvais voisins, qui ont touché à l' héritage que j' avais donné à mon peuple Israël; voici, je vais les arracher de leur sol. Mais la maison de Juda, je l' arracherai du milieu d' eux.