<-
->

Jer / Jr 12:16 And it shall come to pass, if they will diligently learn the ways of my people, to swear by my name, The Lord liveth; as they taught my people to swear by Baal; then shall they be built in the midst of my people. Koa raha mba hianatra ny fanaon' ny oloko tokoa ireo ka hianiana amin' ny anarako hoe: Raha velona koa Jehovah, tahaka ny nampianaran' ireo ny oloko hianiana amin' i Bala, dia haorina ao amin' ny oloko izy; Ary raha mianatra ny lalan' ny vahoakako izy, ka amin' ny anarako no hianianany hoe: Velona Iaveh! toy ny nampianarany ny vahoakako hianiana amin' ny anaran' i Baala, dia ho voaorina eo amin' ny vahoakako izy. Et s' ils apprennent avec soin les voies de mon peuple, de façon à jurer par mon nom : "Par Yahvé Vivant", comme ils ont appris à mon peuple à jurer par Baal, alors ils seront établis au milieu de mon peuple.