<-
->

Jer / Jr 13:11 For as the girdle cleaveth to the loins of a man, so have I caused to cleave unto me the whole house of Israel and the whole house of Judah, saith the Lord; that they might be unto me for a people, and for a name, and for a praise, and for a glory: but they would not hear. Fa toy ny firaikitry ny fehin-kibo amin' ny valahan' ny olona no nampiraiketako ny taranak' Isiraely sy ny taranak' i Joda rehetra tamiko, hoy Jehovah, mba ho olona sy anarana sy fiderana ary voninahitra ho Ahy ireny Kanjo tsy nety nihaino izy. Satria toy ny firaikitry ny fehin-kibo amin' ny valahan' ny olona, no nandraiketako ny taranak' Israely rehetra sy ny taranak' i Jodà rehetra tamiko, - teny marin' ny Tompo, mba ho vahoaka ho ahy izy ireo mba ho anarana, ho haja, ho voninahitra, nefa tsy nihaino ahy izy. Car, de même qu' une ceinture s' attache aux reins d' un homme, ainsi m'étais-je attaché toute la maison d' Israël, toute la maison de Juda oracle de Yahvé pour qu' elles soient mon peuple, mon renom, mon honneur et ma splendeur. Mais elles n' ont pas écouté."