<-
->

Jer / Jr 13:13 Then shalt thou say unto them, Thus saith the Lord, Behold, I will fill all the inhabitants of this land, even the kings that sit upon David' s throne, and the priests, and the prophets, and all the inhabitants of Jerusalem, with drunkenness. Dia holazainao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, hataoko leony ny mponina rehetra amin' ity tany ity, dia ny mpanjaka, izay mipetraka amin' ny seza fiandrianan' i Davida, sy ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny mponina rehetra any Jerosalema. Ary hianao kosa hanao aminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Indro ho fenoiko hamamoana, ny mponina rehetra amin' ity tany ity, mbamin' ny mpanjaka mipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida, ny mpisorona amam-paminany, ary ny mponina rehetra ao Jerosalema. Tu leur diras : "Ainsi parle Yahvé. Voici que je vais remplir d' ivresse tous les habitants de ce pays, les rois qui occupent le trône de David, les prêtres et les prophètes, et tous les habitants de Jérusalem.