<-
->

Jer / Jr 13:23 Can the Ethiopian change his skin, or the leopard his spots? then may ye also do good, that are accustomed to do evil. Moa mahova ny hodiny va ny Etiopiana, ary ny leoparda va mahova ny sorany? Raha izany, dia mahazo manao tsara koa ianareo izay efa zatra nanao ratsy. Hahova ny hodiny va ny Etiopiana, hahova ny sorany va ny leoparda? Ary hianareo va hety hanao ny tsara dia hianareo nozarina hanao ratsy? Un Ethiopien peut-il changer de peau? Une panthère de pelage? Et vous, pouvez-vous bien agir, vous les habitués du mal?