<-
->

Jer / Jr 13:4 Take the girdle that thou hast got, which is upon thy loins, and arise, go to Euphrates, and hide it there in a hole of the rock. Ento ny fehin-kibo izay novidinao, dia ilay ifehezanao ny kibonao, ka mitsangana, mankanesa any Eofrata, ary afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato izy. Ento ilay fehin-kibo novidinao, izay efa eo amin' ny valahanao; ka mitsangàna, mandehana mankany Eofrata, afeno any, ao an-tsefatsefaky ny vatolampy izy. "Prends la ceinture que tu as achetée et que tu portes sur les reins. Lève-toi, va à l' Euphrate et cache-la dans la fente d' un rocher."