<-
->

Jer / Jr 13:7 Then I went to Euphrates, and digged, and took the girdle from the place where I had hid it: and, behold, the girdle was marred, it was profitable for nothing. Dia nankany Eofrata aho ka nihady, ary nalaiko tao amin' ny fitoerana nanafenako azy ilay fehin-kibo; kanjo, indro, simba ny fehin-kibo ka tsy azo natao na inona na inona intsony. Dia nandeha nankany Eofrata aho, ka nihady, dia naka ilay fehin-kibo teo amin' ny fitoerana nanafenako azy; kanjo indrý, simba tsy azo atao na inona na inona intsony, ilay fehin-kibo. J' allai à l' Euphrate, je cherchai et je retirai la ceinture du lieu où je l' avais cachée. Et voici qu' elle était détruite, inutilisable.