<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 18:11 | Now therefore go to, speak to the men of |
Koa amin' izany, lazao amin' ny Joda sy amin' ny mponina eto Jerosalema hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Izaho mamorona loza hihatra aminareo ary mihevitra izay hamelezako anareo; Koa samia miala amin' ny lalany ratsy avy ianareo, ary ataovy tsara ny lalanareo sy ny ataonareo. | Ary amin' izao, mitenena amin' ny olona any Jodà, sy amin' ny mponina ao Jerosalema, manao hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. Koa samia hianareo miala amin' ny làlany ratsy, sy manitsy ny làlanareo aman' asanareo avy. | Maintenant, parle donc ainsi aux hommes de |