<-
->

Jer / Jr 18:18 Then said they, Come and let us devise devices against Jeremiah; for the law shall not perish from the priest, nor counsel from the wise, nor the word from the prophet. Come, and let us smite him with the tongue, and let us not give heed to any of his words. Dia hoy ny olona: Andeha isika hihevitra izay hamelezana an' i Jeremia; fa tsy ho tapaka tsy akory ny lalàna avy amin' ny mpisorona, na ny saina avy amin' ny hendry, na ny teny avy amin' ny mpaminany. Aoka ny vavantsika ho enti-mamely azy, ary aoka tsy hohenointsika akory izay teniny. Dia hoy izy ireo: Andeha, hiray tetika hamely an' i Jeremia isika; fa tsy ho faty ny lalàna ao amin' ny mpisorona, na ny hevitra ao amin' ny hendry, na ny tenin' Andriamanitra, ao amin' ny mpaminany! Andeha hasiantsika amin' ny vavantsika izy, ary aza manongilan-tsofina amin' ny teniny isika. Ils ont dit : "Venez! Machinons un attentat contre Jérémie, car la Loi ne périra pas faute de prêtre, ni le conseil faute de sage, ni la parole faute de prophète. Venez! Dénigrons-le et ne prêtons attention à aucune de ses paroles."