<-
->

Jer / Jr 21:10 For I have set my face against this city for evil, and not for good, saith the Lord: it shall be given into the hand of the king of Babylon, and he shall burn it with fire. Fa efa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy Jehovah; hatolotro eo an-tànan' ny mpanjakan' i Babylona ity ka hodoroany amin' ny afo. Satria hahatonga loza, fa tsy soa amin' ity tanàna ity, no nitodihan' ny tavako azy, - teny marin' ny Tompo, - dia hatolotro eo an-tànan' ny mpanjakan' ny Babilona izy, ka hodorany ho levona amin' ny afo. Car je vais me tourner contre cette ville, pour son malheur, non pour son bonheur oracle de Yahvé. Elle sera livrée au roi de Babylone et il l' incendiera."