<-
->

Jer / Jr 21:7 And afterward, saith the Lord, I will deliver Zedekiah king of Judah, and his servants, and the people, and such as are left in this city from the pestilence, from the sword, and from the famine, into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, and into the hand of their enemies, and into the hand of those that seek their life: and he shall smite them with the edge of the sword; he shall not spare them, neither have pity, nor have mercy. Ary rehefa afaka izany, hoy Jehovah, Zedekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny mpanompony sy ny vahoaka ary izay sisa tsy matin' ny areti-mandringana sy ny sabatra sy ny mosary amin' ity tanàna ity dia hatolotro eo an-tànan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy eo an-tànan' ny fahavalony sy eo an-tànan' izay mitady ny ainy; dia hamely azy amin' ny lelan-tsabatra ireo, fa tsy hitsitsy na hiantra azy, na hamindra fo aminy. Manaraka izany, - teny marin' ny Tompo, - hatolotro Sedesiasa mpanjakan' i Jodà, ny mpanompony, ny vahoaka, mbamin' izay rehetra sisa tsy matin' ny pesta sy ny sabatra ary ny mosary, amin' ity tanàna ity, ho eo an-tànan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, sy ho eo an-tànan' ny fahavalony amam-pitady ny ainy, ka hasiany amin' ny lelan-tsabatra, tsy hotsitsiny, tsy hananany antra na indrafo akory. Après quoi oracle de Yahvé je livrerai Sédécias, roi de Juda, ses serviteurs, le peuple et ceux qui, de cette ville, seront rescapés de la peste, de l'épée et de la famine, aux mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, aux mains de leurs ennemis et aux mains de ceux qui en veulent à leur vie; il les passera au fil de l'épée, sans pitié pour eux, ni ménagement, ni compassion."