<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 22:18 | Therefore thus saith the |
Ary noho izany dia izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda: Ny olona tsy hisaona azy hoe: Indrisy, tompokolahy! na: Indrisy, tompokovavy! Ny olona tsy hitomany azy hoe: Indrisy, tompoko! na: Indrisy ny voninahiny! | Noho izany, izao no lazain' ny Tompo, ny amin' i Joakima, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà: Tsy hitomaniana izy hatao hoe: Indrisy, ry rahalahy, indrisy, ry anabavy. Tsy hitomaniana izy hatao hoe: Indrisy, Tompoko! Indrisy, ry mpanjaka! | C' est pourquoi, ainsi parle |