<-
->

Jer / Jr 22:20 Go up to Lebanon, and cry; and lift up thy voice in Bashan, and cry from the passages: for all thy lovers are destroyed. Miakara any Libanona, ka mitaraina; Dia asandrato any Basana ny feonao, ary mitaraina any Abarima; Fa ringana avokoa ireo tia anao. Miakara any Libàna, dia miantsoa mafy; manandrata feo any Basana! Miantsoa mafy any an-tampon' i Abarima, fa torotoro avokoa ireo lehilahinao. Monte sur le Liban pour crier, sur le Bashân donne de la voix, crie du haut des Abarim, car tous tes amants sont écrasés!