<-
->

Jer / Jr 22:25 And I will give thee into the hand of them that seek thy life, and into the hand of them whose face thou fearest, even into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, and into the hand of the Chaldeans. Ka hatolotro eo an-tànan' izay mitady ny ainao sy eo an-tànan' izay atahoranao, dia eo an-tànan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy eo amin' ny tanan' ny Kaldeana. Hatolotro eo an-tànan' ireo mitady ny ainao hianao, ho eo an-tànan' ireo mampangovitra anao eo anoloany; ho eo an-tànan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, ho eo an-tànan' ny Kaldeana. Je vais te livrer aux mains de ceux qui en veulent à ta vie, aux mains de ceux qui te font trembler, aux mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, et aux mains des Chaldéens.