<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 23:14 | I have seen also in the prophets of |
Ary tamin' ny mpaminanin' i Jerosalema koa no nahitako zavatra mahatsiravina; Mijangajanga sy mandeha araka ny lainga izy sady mampahery ny tanan' ny mpanao ratsy, ka samy tsy miala amin' ny faharatsiany; Eny, izy rehetra dia tonga tahaka an' i Sodoma raha amiko, ary ny mponina ao dia tonga tahaka an' i Gomora. | Tamin' ireo mpaminanin' i Jerosalema kosa anefa nahita zava-mahatsiravina aho, fa izy ireo maka vadin' olona sy mandeha araka ny lainga, mankahery ny tànan' ny ratsy fanahy, mba tsy hisy miverina avy amin' ny haratsiany izy ireo. Amiko izy rehetra, tonga tahaka an' i Sodoma; ary ny mponina ao Jerosalema tahaka an' i Gomora. | Mais chez les prophètes de |