<-
->

Jer / Jr 24:3 Then said the Lord unto me, What seest thou, Jeremiah? And I said, Figs; the good figs, very good; and the evil, very evil, that cannot be eaten, they are so evil. Dia hoy Jehovah tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? Ary hoy izaho: Aviavy; koa ny tsara moa dia tsara tokoa, ary ny ratsy kosa dia ratsy tokoa ka tsy azo hanina noho ny haratsiny. Ary hoy Iaveh tamiko: Inona no hitanao, ry Jeremia? Dia hoy ny navaliko azy: Aviavy; ka ny aviavy tsara moa, tsara dia tsara; ny ratsy kosa, ratsy dia ratsy, tsy azo hanina akory noho ny haratsiany loatra. Et Yahvé me dit : "Que vois-tu, Jérémie?" Et je répondis : "Des figues. Les bonnes sont excellentes. Les mauvaises sont gâtées, si gâtées qu' on ne peut les manger."