<-
->

Jer / Jr 24:5 Thus saith the Lord, the God of Israel; Like these good figs, so will I acknowledge them that are carried away captive of Judah, whom I have sent out of this place into the land of the Chaldeans for their good. Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tahaka ireto aviavy tsara ireto no fijeriko ny Joda voababo mba hanasoavako azy, dia ireo noroahiko niala tamin' ity tany ity ho any amin' ny tanin' ny Kaldeana. Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitr' Israely: Tahaka ny fijery an' ireto aviavy tsara ireto no ho fijeriko amim-pitiavana ny voababo amin' i Jodà, izay nalefako avy amin' ity fitoerana ity, ho any amin' ny tanin' ny Kaldeana. Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël. Comme à ces bonnes figues, ainsi je veux m' intéresser pour leur bien aux exilés de Juda, que j' ai envoyés de ce lieu au pays des Chaldéens.