<-
->

Jer / Jr 25:12 And it shall come to pass, when seventy years are accomplished, that I will punish the king of Babylon, and that nation, saith the Lord, for their iniquity, and the land of the Chaldeans, and will make it perpetual desolations. Ary rehefa tapitra ny fito-polo taona, hoy Jehovah, dia hovaliako kosa ny mpanjakan' i Babylona sy izany firenena izany noho ny helony, ary ny tanin' ny Kaldeana koa dia hataoko rava mandrakizay. Rahefa tapitra izany fitopolo taona izany, dia hampamoahiko ny amin' ny fahotany kosa ny mpanjakan' i Babilona sy izany firenena izany, - teny marin' ny Tompo, - ary koa ny tanin' ny Kaldeana, ary hataoko tany lao mandrakizay izany. Mais quand seront accomplis les 70 ans, je visiterai le roi de Babylone et cette nation oracle de Yahvé à cause de leur crime, ainsi que le pays des Chaldéens, pour en faire une désolation éternelle.