<-
->

Jer / Jr 25:2 The which Jeremiah the prophet spake unto all the people of Judah, and to all the inhabitants of Jerusalem, saying, dia izay nolazain' i Jeremia mpaminany tamin' ny Joda rehetra sy tamin' ny mponina rehetra tany Jerosalema hoe: Teny notononin' i Jeremia momba ny vahoaka rehetra any Jodà, mbamin' ny mponina rehetra any Jerosalema nataony hoe: Le prophète Jérémie la prononça devant tout le peuple de Juda et tous les habitants de Jérusalem.