<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 26:18 | Mika Morastita dia naminany tamin' ny andron' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda, ka nanao tamin' ny Joda rehetra hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: "Ziona dia hasaina toy ny tanimboly, ary Jerosalema ho tonga korontam-bato, ary ny tendrombohitra misy ny trano dia ho tonga toy ny havoana mifono ala." (Mik. 3. 12). | Mikea avy any Moresheta dia naminany, ka nilaza tamin' ny vahoakan' i Joda rehetra hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Hasaina toy ny tanimboly Siona; hanjary antontan-java-drava Jerosalema ary havoana mijoalajoala ny tendrombohitra misy ny tempoly. | " |